# Hatokako Midika izany hoe manolotra zavatra ho an'ny antony manokana. DH: "hatolotro" # sarin-javatra an'idina vy natsonika ary nararaka ao anaty lasitra mba hahazoana endrika miavaka # averiko aminao ity "omeko anao indray ity" # sekely volafotsy roanjato "sekely volafotsy 200" # napetraka tao an-tranon'i Mika ireo Ny teny hoe ''ireo'' dia manondro ireo sarin-javatra an'idina. DH: "napetrak'i Mika tao an-tranony ireo''