plt_tn/jdg/17/03.md

435 B

Hatokako

Midika izany hoe manolotra zavatra ho an'ny antony manokana. DH: "hatolotro"

sarin-javatra an'idina

vy natsonika ary nararaka ao anaty lasitra mba hahazoana endrika miavaka

averiko aminao ity

"omeko anao indray ity"

sekely volafotsy roanjato

"sekely volafotsy 200"

napetraka tao an-tranon'i Mika ireo

Ny teny hoe ''ireo'' dia manondro ireo sarin-javatra an'idina. DH: "napetrak'i Mika tao an-tranony ireo''