plt_tn/jdg/16/25.md

12 lines
497 B
Markdown

# Antsoy i Samsona ... Niantso an'i Samsona ... izy ireo
Satria gadra i Samsona, dia tsy azo antsoina mivantana izy, fa ny vahoaka no mangataka amin'ireo lehilahy misahana ny fonja mba hitondra azy eo amin'izy ireo. DH: "Antsoy izy ireo mba hitondra an'i Samsona ... Nitondra an'i Samsona ... izy ireo"
# ilay zazalahy
"ilay tovolahy" tsy zaza no tiana lazaina fa zatovo.
# Avelao aho mba hikasika ireo andry izay manohina ireo trano
"Aoka aho mba hikasika ireo andry izay manohina ny trano"