# Antsoy i Samsona ... Niantso an'i Samsona ... izy ireo Satria gadra i Samsona, dia tsy azo antsoina mivantana izy, fa ny vahoaka no mangataka amin'ireo lehilahy misahana ny fonja mba hitondra azy eo amin'izy ireo. DH: "Antsoy izy ireo mba hitondra an'i Samsona ... Nitondra an'i Samsona ... izy ireo" # ilay zazalahy "ilay tovolahy" tsy zaza no tiana lazaina fa zatovo. # Avelao aho mba hikasika ireo andry izay manohina ireo trano "Aoka aho mba hikasika ireo andry izay manohina ny trano"