plt_tn/jdg/16/25.md

497 B

Antsoy i Samsona ... Niantso an'i Samsona ... izy ireo

Satria gadra i Samsona, dia tsy azo antsoina mivantana izy, fa ny vahoaka no mangataka amin'ireo lehilahy misahana ny fonja mba hitondra azy eo amin'izy ireo. DH: "Antsoy izy ireo mba hitondra an'i Samsona ... Nitondra an'i Samsona ... izy ireo"

ilay zazalahy

"ilay tovolahy" tsy zaza no tiana lazaina fa zatovo.

Avelao aho mba hikasika ireo andry izay manohina ireo trano

"Aoka aho mba hikasika ireo andry izay manohina ny trano"