plt_tn/jdg/16/10.md

783 B

Izao ny fomba namitahanao ahy sy nilazanao lainga amiko

Mitovy ny hevitry ny teny hoe "mamitaka" sy "mandainga" ary nolazaina izany mba hanasongadinana ny hatezeran'i Delila. D.H: "Namitaka ahy loatra ianao!"

hahafahana mandresy anao

Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: "hahafahan'ny vahoaka mandresy anao"

Eo aminao ireo Filistina

Ny andian-teny hoe "eo aminao" dia midika fa efa tonga hisambotra azy izy ireo. DH: "Efa eto ireo Filistina hisambotra anao"

niandry

Izany dia midika fa niafina izy ireo ary niandry ny fotoana hanafiana. DH: "niandry mba hanafika azy"

tahaka ny poti-kofehy

Manoritsoritra ny nanapahany mora foana ilay tady amin'ny fampitahana izany tahaka ny manapaka poti-kofehy ny mpanoratra. DH: "mora foana tahaka ny poti-kofehy"