plt_tn/jdg/15/01.md

906 B

Hoy izy tamin'ny tenany hoe

Izany dia midika fa niheritreritra izy. DH: "Niheritreritra ny tenany izy"

Handeha ho any amin'ny efitranom-badiko aho

Nikasa ny hiara-mandry amin'ny vadiny i Samsona. Azo adika mazava kokoa tahaka izao izany. DH: "Ho any an-tranom-dadiko aho, ka hiara-mandry izahay''

tsy namela azy niditra

Manampy kokoa ny fanampiana teny hafa. DH: "tsy namela azy niditra tao amin'ny efitranony"

ka nomeko ny namanao izy

Izany dia midika fa nomeny mba ho vadin'ny namany izy. Azo adika mazava kokoa tahaka izao izany. DH: "ka nomeko mba ho vadin'ny namanao izy"

sa tsy izany?

Nametraka izany fanontaniana izy mba haneken'i Samsona ny heviny. Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: "Mino aho fa manaiky ianao."

Alaivo ho solony izy

Nanoro an'i Samsona mba haka azy ho vady izy. Azo adika mazava kokoa tahaka izao izany. DH: "Alaivo ho solon'ny vadinao izy"