plt_tn/jdg/15/01.md

24 lines
906 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Hoy izy tamin'ny tenany hoe
Izany dia midika fa niheritreritra izy. DH: "Niheritreritra ny tenany izy"
# Handeha ho any amin'ny efitranom-badiko aho
Nikasa ny hiara-mandry amin'ny vadiny i Samsona. Azo adika mazava kokoa tahaka izao izany. DH: "Ho any an-tranom-dadiko aho, ka hiara-mandry izahay''
# tsy namela azy niditra
Manampy kokoa ny fanampiana teny hafa. DH: "tsy namela azy niditra tao amin'ny efitranony"
# ka nomeko ny namanao izy
Izany dia midika fa nomeny mba ho vadin'ny namany izy. Azo adika mazava kokoa tahaka izao izany. DH: "ka nomeko mba ho vadin'ny namanao izy"
# sa tsy izany?
Nametraka izany fanontaniana izy mba haneken'i Samsona ny heviny. Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: "Mino aho fa manaiky ianao."
# Alaivo ho solony izy
Nanoro an'i Samsona mba haka azy ho vady izy. Azo adika mazava kokoa tahaka izao izany. DH: "Alaivo ho solon'ny vadinao izy"