plt_tn/jdg/14/14.md

944 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Niteny ny ankamatany i Samsona. Satria heverina fa sarotra takarina izany, tsy azo adika amin'ny fomba mora izany sao fantatry ny olona mora foana ny heviny.

Avy ao amin'ny mpihinana no misy zavatra fihinana

"Avy ao amin'ny mpihinana no ivoahan'ny zavatra fihinana" na "Ny zavatra fihinana dia mivoaka avy amin'ny zavatra mihinana"

ny mpihinana

Ny teny hoe "mpihinana," dia anarana azo avadika ho matoanteny. DH: "ny zavatra izay mihinana"

avy ao amin'ny matanjaka no misy zavatra malefaka

"Ny zavatra malefaka dia mivoaka avy amin'ny zavatra matanjaka"

ny matanjaka

Entina ilazana zavatra matanjaka izay izany. DH: "zavatra matanjaka"

ireo vahiny nasainy

"ireo olona ao amin'ny fanasany"

tsy nahita ny valiny

Eto ny fahafantarana ny valin'ny ankamantatra dia resahina toy ny hoe zavatra afenina izay tsy maintsy tadiaviny sy karohin'ireo vahiny. DH: "tsy nahafantatra ny valiny"