plt_tn/jdg/14/14.md

28 lines
944 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Niteny ny ankamatany i Samsona. Satria heverina fa sarotra takarina izany, tsy azo adika amin'ny fomba mora izany sao fantatry ny olona mora foana ny heviny.
# Avy ao amin'ny mpihinana no misy zavatra fihinana
"Avy ao amin'ny mpihinana no ivoahan'ny zavatra fihinana" na "Ny zavatra fihinana dia mivoaka avy amin'ny zavatra mihinana"
# ny mpihinana
Ny teny hoe "mpihinana," dia anarana azo avadika ho matoanteny. DH: "ny zavatra izay mihinana"
# avy ao amin'ny matanjaka no misy zavatra malefaka
"Ny zavatra malefaka dia mivoaka avy amin'ny zavatra matanjaka"
# ny matanjaka
Entina ilazana zavatra matanjaka izay izany. DH: "zavatra matanjaka"
# ireo vahiny nasainy
"ireo olona ao amin'ny fanasany"
# tsy nahita ny valiny
Eto ny fahafantarana ny valin'ny ankamantatra dia resahina toy ny hoe zavatra afenina izay tsy maintsy tadiaviny sy karohin'ireo vahiny. DH: "tsy nahafantatra ny valiny"