plt_tn/jdg/14/12.md

20 lines
501 B
Markdown

# ankamantatra
lalao iray izay ahitana olona mametraka fanontaniana sy mpilalao tsy maintsy mitady ny valin'ilay fanontaniana.
# mahita izany
Izany dia midika hoe mahita ny hevitr'ilay ankamantatra. DH: "mahafantatra ny hevitr'izany"
# rongony fotsy madinika telopolo sy akanjo fisolo telopolo
"rongony fotsy madinika 30 sy akanjo fisolo 30"
# Fa raha tsy mahalaza amiko ... ianareo
Eto ny teny hoe "ianareo" dia manondro ireo vahiny nasaina amin'ny fanasana.
# rongony fotsy
karazana akanjo