# ankamantatra lalao iray izay ahitana olona mametraka fanontaniana sy mpilalao tsy maintsy mitady ny valin'ilay fanontaniana. # mahita izany Izany dia midika hoe mahita ny hevitr'ilay ankamantatra. DH: "mahafantatra ny hevitr'izany" # rongony fotsy madinika telopolo sy akanjo fisolo telopolo "rongony fotsy madinika 30 sy akanjo fisolo 30" # Fa raha tsy mahalaza amiko ... ianareo Eto ny teny hoe "ianareo" dia manondro ireo vahiny nasaina amin'ny fanasana. # rongony fotsy karazana akanjo