501 B
501 B
ankamantatra
lalao iray izay ahitana olona mametraka fanontaniana sy mpilalao tsy maintsy mitady ny valin'ilay fanontaniana.
mahita izany
Izany dia midika hoe mahita ny hevitr'ilay ankamantatra. DH: "mahafantatra ny hevitr'izany"
rongony fotsy madinika telopolo sy akanjo fisolo telopolo
"rongony fotsy madinika 30 sy akanjo fisolo 30"
Fa raha tsy mahalaza amiko ... ianareo
Eto ny teny hoe "ianareo" dia manondro ireo vahiny nasaina amin'ny fanasana.
rongony fotsy
karazana akanjo