plt_tn/jdg/14/10.md

453 B

Nidina tany amin'izay nisy an'ilay vehivavy ny rain'i Samsona

Ny teny hoe "nidina" dia ampiasaina satria Timna dia eny amin'ny toerana iva kokoa noho ny fonenan'ireo ray aman-dreniny. DH: ''Nidina tany amin'izay toerana nonenan'ilay vehivavy ny rain'i Samsona"

ny fomban'ny tovolahy

Mety hanampy ny ilazana fa fomba fanao amin'ny fanambadiana izany. DH: "ny fomban'ny tovolahy hampiaka-bady"

telopolo tamin'ireo namany

"30 tamin'ireo namany"