# Nidina tany amin'izay nisy an'ilay vehivavy ny rain'i Samsona Ny teny hoe "nidina" dia ampiasaina satria Timna dia eny amin'ny toerana iva kokoa noho ny fonenan'ireo ray aman-dreniny. DH: ''Nidina tany amin'izay toerana nonenan'ilay vehivavy ny rain'i Samsona" # ny fomban'ny tovolahy Mety hanampy ny ilazana fa fomba fanao amin'ny fanambadiana izany. DH: "ny fomban'ny tovolahy hampiaka-bady" # telopolo tamin'ireo namany "30 tamin'ireo namany"