plt_tn/jdg/14/10.md

12 lines
453 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Nidina tany amin'izay nisy an'ilay vehivavy ny rain'i Samsona
Ny teny hoe "nidina" dia ampiasaina satria Timna dia eny amin'ny toerana iva kokoa noho ny fonenan'ireo ray aman-dreniny. DH: ''Nidina tany amin'izay toerana nonenan'ilay vehivavy ny rain'i Samsona"
# ny fomban'ny tovolahy
Mety hanampy ny ilazana fa fomba fanao amin'ny fanambadiana izany. DH: "ny fomban'ny tovolahy hampiaka-bady"
# telopolo tamin'ireo namany
"30 tamin'ireo namany"