plt_tn/jdg/13/17.md

12 lines
452 B
Markdown

# tanteraka ireo teninao
Ny andian-teny hoe "ireo teninao" dia ilazana izay nambaran'ilay anjely. DH: "tanteraka izay nolazainao"
# Nahoana no manontany ny anarako ianao?
Nametraka izany fanontaniana izany toy ny fibedesana ilay anjely. DH: "Tsy tokony anontany ny anarako ianao."
# Mahafinaritra izany
Mety hanampy bebe kokoa ny hanazavana ny antony tsy tokony nanontanian'izy ireo ny anarany. DH: "Mahafinaritra anareo loatra ny mahalala izany"