# tanteraka ireo teninao Ny andian-teny hoe "ireo teninao" dia ilazana izay nambaran'ilay anjely. DH: "tanteraka izay nolazainao" # Nahoana no manontany ny anarako ianao? Nametraka izany fanontaniana izany toy ny fibedesana ilay anjely. DH: "Tsy tokony anontany ny anarako ianao." # Mahafinaritra izany Mety hanampy bebe kokoa ny hanazavana ny antony tsy tokony nanontanian'izy ireo ny anarany. DH: "Mahafinaritra anareo loatra ny mahalala izany"