plt_tn/jdg/13/17.md

452 B

tanteraka ireo teninao

Ny andian-teny hoe "ireo teninao" dia ilazana izay nambaran'ilay anjely. DH: "tanteraka izay nolazainao"

Nahoana no manontany ny anarako ianao?

Nametraka izany fanontaniana izany toy ny fibedesana ilay anjely. DH: "Tsy tokony anontany ny anarako ianao."

Mahafinaritra izany

Mety hanampy bebe kokoa ny hanazavana ny antony tsy tokony nanontanian'izy ireo ny anarany. DH: "Mahafinaritra anareo loatra ny mahalala izany"