plt_tn/jdg/09/55.md

510 B

fitopolo

"70"

Naverin'Andriamanitra teo amin'ny lohan'izy ireo ihany ny faharatsian'ireo olon'i Sekema

Ny hoe "Niverina tamin'ny lohan'izy ireo ny faharatsiana" dia fomba fiteny. DH: "nofaizina nohon'ny ratsy rehetra nataony ny lehilahin'i Sekema"

nanody azy ireo ny ozon'i Jotama zanak'i Jerobala

Izany dia fomba fiteny. DH: "nandaitra tamin'izy ireo ny ozon'i Jotama zanank'i Jerobala"

Jerobala

Anarana hafa fiantso an'i Gideona izany. Jereo ny nandikanao izany anarana izany ao amin'ny 6:31.