# fitopolo "70" # Naverin'Andriamanitra teo amin'ny lohan'izy ireo ihany ny faharatsian'ireo olon'i Sekema Ny hoe "Niverina tamin'ny lohan'izy ireo ny faharatsiana" dia fomba fiteny. DH: "nofaizina nohon'ny ratsy rehetra nataony ny lehilahin'i Sekema" # nanody azy ireo ny ozon'i Jotama zanak'i Jerobala Izany dia fomba fiteny. DH: "nandaitra tamin'izy ireo ny ozon'i Jotama zanank'i Jerobala" # Jerobala Anarana hafa fiantso an'i Gideona izany. Jereo ny nandikanao izany anarana izany ao amin'ny 6:31.