plt_tn/jdg/09/55.md

16 lines
510 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# fitopolo
"70"
# Naverin'Andriamanitra teo amin'ny lohan'izy ireo ihany ny faharatsian'ireo olon'i Sekema
Ny hoe "Niverina tamin'ny lohan'izy ireo ny faharatsiana" dia fomba fiteny. DH: "nofaizina nohon'ny ratsy rehetra nataony ny lehilahin'i Sekema"
# nanody azy ireo ny ozon'i Jotama zanak'i Jerobala
Izany dia fomba fiteny. DH: "nandaitra tamin'izy ireo ny ozon'i Jotama zanank'i Jerobala"
# Jerobala
Anarana hafa fiantso an'i Gideona izany. Jereo ny nandikanao izany anarana izany ao amin'ny 6:31.