plt_tn/jdg/09/52.md

16 lines
330 B
Markdown

# niady tamin'izany
"nanafika izany''
# fikosoham-bary
Vato boribory fisaka lehibe ampiasaina ikosohana vary akotry.
# mpitondra ny fiadiany
Ilay lehilahy izay nitondra ny fitaovam-piadian'i Abimeleka izany.
# notrobaran'ilay tovolahy izy
Izany dia midika fa notrobaran'ilay tovolahy tamin'ny sabatra ny vatan'i Abimeleka.