plt_tn/jdg/09/52.md

330 B

niady tamin'izany

"nanafika izany''

fikosoham-bary

Vato boribory fisaka lehibe ampiasaina ikosohana vary akotry.

mpitondra ny fiadiany

Ilay lehilahy izay nitondra ny fitaovam-piadian'i Abimeleka izany.

notrobaran'ilay tovolahy izy

Izany dia midika fa notrobaran'ilay tovolahy tamin'ny sabatra ny vatan'i Abimeleka.