# niady tamin'izany "nanafika izany'' # fikosoham-bary Vato boribory fisaka lehibe ampiasaina ikosohana vary akotry. # mpitondra ny fiadiany Ilay lehilahy izay nitondra ny fitaovam-piadian'i Abimeleka izany. # notrobaran'ilay tovolahy izy Izany dia midika fa notrobaran'ilay tovolahy tamin'ny sabatra ny vatan'i Abimeleka.