plt_tn/jdg/09/41.md

28 lines
681 B
Markdown

# Amora
Anaran-tanàna izany.
# Zebola
Anaran-dehilahy izany. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 9:28.
# Gala
Anaran-dehilahy izany. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 9:26.
# voatatitra tany amin'i Abimeleka izany
Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: "Nisy olona nitatitra izany tany amin'i Abimeleka"
# nizara azy ireo ho antoko telo
"nosarahina ho antoko 3 izy ireo"
# nanomana fanafihana tampoka tany an-tsaha izy ireo
"niafina tany an-tsaha izy ireo mba hanafika ny vahoaka amin'ny fotoana tsy ampoizina"
# nanafika izy
Eto ny teny hoe "izy" dia manondro an'i Abimeleka izay midika ihany koa hoe ireo miaramilany rehetra. DH: "nanafika izy ireo"