# Amora Anaran-tanĂ na izany. # Zebola Anaran-dehilahy izany. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 9:28. # Gala Anaran-dehilahy izany. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 9:26. # voatatitra tany amin'i Abimeleka izany Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: "Nisy olona nitatitra izany tany amin'i Abimeleka" # nizara azy ireo ho antoko telo "nosarahina ho antoko 3 izy ireo" # nanomana fanafihana tampoka tany an-tsaha izy ireo "niafina tany an-tsaha izy ireo mba hanafika ny vahoaka amin'ny fotoana tsy ampoizina" # nanafika izy Eto ny teny hoe "izy" dia manondro an'i Abimeleka izay midika ihany koa hoe ireo miaramilany rehetra. DH: "nanafika izy ireo"