plt_tn/jdg/09/41.md

681 B

Amora

Anaran-tanàna izany.

Zebola

Anaran-dehilahy izany. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 9:28.

Gala

Anaran-dehilahy izany. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 9:26.

voatatitra tany amin'i Abimeleka izany

Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: "Nisy olona nitatitra izany tany amin'i Abimeleka"

nizara azy ireo ho antoko telo

"nosarahina ho antoko 3 izy ireo"

nanomana fanafihana tampoka tany an-tsaha izy ireo

"niafina tany an-tsaha izy ireo mba hanafika ny vahoaka amin'ny fotoana tsy ampoizina"

nanafika izy

Eto ny teny hoe "izy" dia manondro an'i Abimeleka izay midika ihany koa hoe ireo miaramilany rehetra. DH: "nanafika izy ireo"