plt_tn/jdg/09/38.md

977 B

Zebola

Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 9:28 izany anarana izany.

Aiza ary ireo teny mieboebonao ankehitriny?

Tamin'izany fanontaniana fampisainana izany no nandatsan'i Zebola an'i Gala. Ny hoe "teny" dia izay efa voalaza. DH: "Tsy miresaka am-pieboeboana ianao ankehitriny!" na "Tsy mirehareha ianao ankehitriny!"

ianao ilay niteny hoe: 'Iza moa i Abimeleka no tokony ho tompointsika?

Naverin'i Zebola tamin'i Gala ny fieboebony. Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: "ianao izay niteny fa tsy tokony hanompo an'i Abimeleka izahay."

Moa ve tsy nanamavo ireo lehilahy ireo ianao?

Namaly an'i Gala tamin'ny fanontaniana fampisainana i Zebola. Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: "Indreo ny lehilahy izay namavoinao."

nanamavo

"nankahala"

Gala

Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 9:26 izany anarana izany.

Maro no lavon'ny ratra mahafaty

Fomba fiteny izany. DH: "Ary maro ireo lehilahy maty nohon'ny ratrany"