plt_tn/jdg/09/38.md

28 lines
977 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Zebola
Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 9:28 izany anarana izany.
# Aiza ary ireo teny mieboebonao ankehitriny?
Tamin'izany fanontaniana fampisainana izany no nandatsan'i Zebola an'i Gala. Ny hoe "teny" dia izay efa voalaza. DH: "Tsy miresaka am-pieboeboana ianao ankehitriny!" na "Tsy mirehareha ianao ankehitriny!"
# ianao ilay niteny hoe: 'Iza moa i Abimeleka no tokony ho tompointsika?
Naverin'i Zebola tamin'i Gala ny fieboebony. Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: "ianao izay niteny fa tsy tokony hanompo an'i Abimeleka izahay."
# Moa ve tsy nanamavo ireo lehilahy ireo ianao?
Namaly an'i Gala tamin'ny fanontaniana fampisainana i Zebola. Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: "Indreo ny lehilahy izay namavoinao."
# nanamavo
"nankahala"
# Gala
Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 9:26 izany anarana izany.
# Maro no lavon'ny ratra mahafaty
Fomba fiteny izany. DH: "Ary maro ireo lehilahy maty nohon'ny ratrany"