# Zebola Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 9:28 izany anarana izany. # Aiza ary ireo teny mieboebonao ankehitriny? Tamin'izany fanontaniana fampisainana izany no nandatsan'i Zebola an'i Gala. Ny hoe "teny" dia izay efa voalaza. DH: "Tsy miresaka am-pieboeboana ianao ankehitriny!" na "Tsy mirehareha ianao ankehitriny!" # ianao ilay niteny hoe: 'Iza moa i Abimeleka no tokony ho tompointsika? Naverin'i Zebola tamin'i Gala ny fieboebony. Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: "ianao izay niteny fa tsy tokony hanompo an'i Abimeleka izahay." # Moa ve tsy nanamavo ireo lehilahy ireo ianao? Namaly an'i Gala tamin'ny fanontaniana fampisainana i Zebola. Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: "Indreo ny lehilahy izay namavoinao." # nanamavo "nankahala" # Gala Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 9:26 izany anarana izany. # Maro no lavon'ny ratra mahafaty Fomba fiteny izany. DH: "Ary maro ireo lehilahy maty nohon'ny ratrany"