plt_tn/jdg/09/36.md

379 B

Gala

Anaran-dehilahy izany. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 9:26.

Zebola

Anaran-dehilahy izany. Jereo ao amin'ny 9:28 ny fomba nandikanao izany.

Toy ny olona ny fahitanao ireo aloka eo amin'ny havoana

Nanakorontana ny sain'i Gala i Zebola ary nanao izay mba tsy hivononany amin'ny ady. DH: "Tsy olona ireo, fa alok'ireo havoana ihany''

antoko iray

"antoko 1"