# Gala Anaran-dehilahy izany. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 9:26. # Zebola Anaran-dehilahy izany. Jereo ao amin'ny 9:28 ny fomba nandikanao izany. # Toy ny olona ny fahitanao ireo aloka eo amin'ny havoana Nanakorontana ny sain'i Gala i Zebola ary nanao izay mba tsy hivononany amin'ny ady. DH: "Tsy olona ireo, fa alok'ireo havoana ihany'' # antoko iray "antoko 1"