plt_tn/jdg/09/36.md

16 lines
379 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Gala
Anaran-dehilahy izany. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 9:26.
# Zebola
Anaran-dehilahy izany. Jereo ao amin'ny 9:28 ny fomba nandikanao izany.
# Toy ny olona ny fahitanao ireo aloka eo amin'ny havoana
Nanakorontana ny sain'i Gala i Zebola ary nanao izay mba tsy hivononany amin'ny ady. DH: "Tsy olona ireo, fa alok'ireo havoana ihany''
# antoko iray
"antoko 1"