plt_tn/jdg/09/26.md

519 B

Gala zanak'i Ebeda

Anaran-dehilahy ireo.

Nanana fitokisana taminy

Ny teny hoe "fitokisana" dia anarana, azo avadika ho matoanteny "matoky'' ihany koa izany. DH: "natoky azy"

Nivoaka tany an-tsaha izy ireo

Eto ny hoe "Izy ireo" dia manondro an'i Gala sy ireo fianakaviany ary ireo lehilahin'i Sekema.

nohitsakitsahiny izany

Nataon'izy ireo izany mba hampivoaka ny ranom'boaloboka hatao divay.

nohitsakitsahina

"nosihosena" na "notorotorona"

tao an-trano

Eto ny hoe "trano" dia midika hoe tempoly.