plt_tn/jdg/09/26.md

24 lines
519 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Gala zanak'i Ebeda
Anaran-dehilahy ireo.
# Nanana fitokisana taminy
Ny teny hoe "fitokisana" dia anarana, azo avadika ho matoanteny "matoky'' ihany koa izany. DH: "natoky azy"
# Nivoaka tany an-tsaha izy ireo
Eto ny hoe "Izy ireo" dia manondro an'i Gala sy ireo fianakaviany ary ireo lehilahin'i Sekema.
# nohitsakitsahiny izany
Nataon'izy ireo izany mba hampivoaka ny ranom'boaloboka hatao divay.
# nohitsakitsahina
"nosihosena" na "notorotorona"
# tao an-trano
Eto ny hoe "trano" dia midika hoe tempoly.