# Gala zanak'i Ebeda Anaran-dehilahy ireo. # Nanana fitokisana taminy Ny teny hoe "fitokisana" dia anarana, azo avadika ho matoanteny "matoky'' ihany koa izany. DH: "natoky azy" # Nivoaka tany an-tsaha izy ireo Eto ny hoe "Izy ireo" dia manondro an'i Gala sy ireo fianakaviany ary ireo lehilahin'i Sekema. # nohitsakitsahiny izany Nataon'izy ireo izany mba hampivoaka ny ranom'boaloboka hatao divay. # nohitsakitsahina "nosihosena" na "notorotorona" # tao an-trano Eto ny hoe "trano" dia midika hoe tempoly.