plt_tn/jdg/09/07.md

24 lines
820 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Nanao fanoharana i Jotama, dia fanoharana ny vondron'olona samy hafa amin'ny hazo izany.
# Rehefa nolazaina ny mikasika izany i Jotama
Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: "Rehefa ren'i Jotama fa namono ireo rahalahiny i Abimeleka"
# Tendrombohitra Gerizima
Tendrombohitra izany.
# Indray andro dia nivoaka ny hazo mba hanosotra mpanjaka iray ho eo amin'izy ireo. Satria hoy izy ireo tamin'ny hazon'oliva hoe: "Manjakà aminay.'
Amin'izany fanoharana izany dia manoritsoritra izay ataon'ireo hazo tahaka ny olombelona i Jotama.
# mba hanosotra mpanjaka iray ho eo amin'izy ireo
Ny fanosorana diloilo et dia famantarana amin'ny fanendrena olona ho mpanjaka. DH: "mba hanendry mpanjaka hanapaka eo amin'izy ireo"
# Manjakà aminay
"Aoka ianao ho mpanjakanay"