plt_tn/jdg/09/07.md

820 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Nanao fanoharana i Jotama, dia fanoharana ny vondron'olona samy hafa amin'ny hazo izany.

Rehefa nolazaina ny mikasika izany i Jotama

Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: "Rehefa ren'i Jotama fa namono ireo rahalahiny i Abimeleka"

Tendrombohitra Gerizima

Tendrombohitra izany.

Indray andro dia nivoaka ny hazo mba hanosotra mpanjaka iray ho eo amin'izy ireo. Satria hoy izy ireo tamin'ny hazon'oliva hoe: "Manjakà aminay.'

Amin'izany fanoharana izany dia manoritsoritra izay ataon'ireo hazo tahaka ny olombelona i Jotama.

mba hanosotra mpanjaka iray ho eo amin'izy ireo

Ny fanosorana diloilo et dia famantarana amin'ny fanendrena olona ho mpanjaka. DH: "mba hanendry mpanjaka hanapaka eo amin'izy ireo"

Manjakà aminay

"Aoka ianao ho mpanjakanay"