plt_tn/jdg/09/03.md

795 B

Niresaka tamin'ireo mpitarik'i Sekema ho azy ireo havan-dreniny

Izany dia midika fa niresaka tamin'ireo mpitarika ny havan-drenin'i Abimeleka, ary nanome soso-kevitra azy ireo mba hanosorana an'i Abimeleka ho mpanjaka.

nanaiky ny hanaraka an'i Abimeleka izy ireo

"Nanaiky ny hamela an'i Abimelka ho mpitarika izy ireo"

an-trano

Eto ny hoe "trano" dia midika hoe tempoly.

volafotsy madinika fitopolo

Izany hoe sekely volamena fitopolo. Milanja 11 grama ny sekely iray. Raha ilaina ny mandika izany amin'ny fampiasana fandanjana vaovao, dia afaka adika tahaka izao DH: "volafotsy sahabo 1kilao"

fitopolo

"70"

Bala-berita

Anarana andriamanitra tsy izy izany. Jereo ao amin'ny 8:32 ny fomba nandikanao izany.

mpandika lalàna sady sahisahy ratsy

"mahery setra sady adala"