# Niresaka tamin'ireo mpitarik'i Sekema ho azy ireo havan-dreniny Izany dia midika fa niresaka tamin'ireo mpitarika ny havan-drenin'i Abimeleka, ary nanome soso-kevitra azy ireo mba hanosorana an'i Abimeleka ho mpanjaka. # nanaiky ny hanaraka an'i Abimeleka izy ireo "Nanaiky ny hamela an'i Abimelka ho mpitarika izy ireo" # an-trano Eto ny hoe "trano" dia midika hoe tempoly. # volafotsy madinika fitopolo Izany hoe sekely volamena fitopolo. Milanja 11 grama ny sekely iray. Raha ilaina ny mandika izany amin'ny fampiasana fandanjana vaovao, dia afaka adika tahaka izao DH: "volafotsy sahabo 1kilao" # fitopolo "70" # Bala-berita Anarana andriamanitra tsy izy izany. Jereo ao amin'ny 8:32 ny fomba nandikanao izany. # mpandika lalàna sady sahisahy ratsy "mahery setra sady adala"