plt_tn/jdg/09/03.md

28 lines
795 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Niresaka tamin'ireo mpitarik'i Sekema ho azy ireo havan-dreniny
Izany dia midika fa niresaka tamin'ireo mpitarika ny havan-drenin'i Abimeleka, ary nanome soso-kevitra azy ireo mba hanosorana an'i Abimeleka ho mpanjaka.
# nanaiky ny hanaraka an'i Abimeleka izy ireo
"Nanaiky ny hamela an'i Abimelka ho mpitarika izy ireo"
# an-trano
Eto ny hoe "trano" dia midika hoe tempoly.
# volafotsy madinika fitopolo
Izany hoe sekely volamena fitopolo. Milanja 11 grama ny sekely iray. Raha ilaina ny mandika izany amin'ny fampiasana fandanjana vaovao, dia afaka adika tahaka izao DH: "volafotsy sahabo 1kilao"
# fitopolo
"70"
# Bala-berita
Anarana andriamanitra tsy izy izany. Jereo ao amin'ny 8:32 ny fomba nandikanao izany.
# mpandika lalàna sady sahisahy ratsy
"mahery setra sady adala"