plt_tn/jdg/08/26.md

461 B

sekely volamena 1.700

Raha ilaina ny mampiasa fandanjana vaovao, dia ireto misy fomba roa anaovana izany. DH: "volamena 18.7 kilograma" na "volamena sahabo 20 kilograma"

ravaka sarim-bolan-tsinana

Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 8:20 izany.

firavaka

haingo mikiraviravy amin'ny rojo eo amin'ny tenda

izay nanaovan'ireo mpanjakan'ny Midiana

Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: "izay ny mpanjakan'i Midiana no nanao izany"