plt_tn/jdg/08/26.md

16 lines
461 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# sekely volamena 1.700
Raha ilaina ny mampiasa fandanjana vaovao, dia ireto misy fomba roa anaovana izany. DH: "volamena 18.7 kilograma" na "volamena sahabo 20 kilograma"
# ravaka sarim-bolan-tsinana
Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 8:20 izany.
# firavaka
haingo mikiraviravy amin'ny rojo eo amin'ny tenda
# izay nanaovan'ireo mpanjakan'ny Midiana
Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: "izay ny mpanjakan'i Midiana no nanao izany"