# sekely volamena 1.700 Raha ilaina ny mampiasa fandanjana vaovao, dia ireto misy fomba roa anaovana izany. DH: "volamena 18.7 kilograma" na "volamena sahabo 20 kilograma" # ravaka sarim-bolan-tsinana Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 8:20 izany. # firavaka haingo mikiraviravy amin'ny rojo eo amin'ny tenda # izay nanaovan'ireo mpanjakan'ny Midiana Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: "izay ny mpanjakan'i Midiana no nanao izany"