plt_tn/jdg/08/24.md

20 lines
452 B
Markdown

# Nilaza tamin'izy ireo i Gideona hoe
"Nilaza tamin'ireo lehilahin'Israely i Gideona hoe"
# kavina
firavaka atao amin'ny sofina
# norobainy
zavatra nangalarina tamin-kery na nalaina tamin'ny olona novonoina tany an'ady
# Nanana kavina volamena ireo Medianita satria Isimaelita izy ireo
Eto ny mpanoratra dia milaza ny fampahafantarana fototra mikasika ny Midianita.
# Lamba
Akanjo vita amin'ny lamba be velarana ary asalotra eo amin'ny soroka