plt_tn/jdg/08/24.md

452 B

Nilaza tamin'izy ireo i Gideona hoe

"Nilaza tamin'ireo lehilahin'Israely i Gideona hoe"

kavina

firavaka atao amin'ny sofina

norobainy

zavatra nangalarina tamin-kery na nalaina tamin'ny olona novonoina tany an'ady

Nanana kavina volamena ireo Medianita satria Isimaelita izy ireo

Eto ny mpanoratra dia milaza ny fampahafantarana fototra mikasika ny Midianita.

Lamba

Akanjo vita amin'ny lamba be velarana ary asalotra eo amin'ny soroka