# Nilaza tamin'izy ireo i Gideona hoe "Nilaza tamin'ireo lehilahin'Israely i Gideona hoe" # kavina firavaka atao amin'ny sofina # norobainy zavatra nangalarina tamin-kery na nalaina tamin'ny olona novonoina tany an'ady # Nanana kavina volamena ireo Medianita satria Isimaelita izy ireo Eto ny mpanoratra dia milaza ny fampahafantarana fototra mikasika ny Midianita. # Lamba Akanjo vita amin'ny lamba be velarana ary asalotra eo amin'ny soroka