plt_tn/jdg/08/10.md

654 B

Ary

Eto dia ampiasaina ho mari-pihatoana ao amin'ny fizotrin'ny tantara izany teny izany. Manomboka fizarana vaovao ny mpanoratra eto.

Zebaha sy Zalamona

Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 8:4 ireo anarana ireo.

Karkora

Anaran-tanàna izany.

lehilahy dimy arivo sy iray alina

"lehilahy 15.000''

lavo

Izany dia fomba fiteny mihaja ilazana ny olona maty an'ady. DH: "voavono" na "maty an'ady''

lehilahy ... izay voaofana hiady amin'ny sabatra

Ireo miaramila no tiana lazaina amin'izany. DH: "miaramila"

amin'ny sabatra

Eto ny hoe "sabatra" dia ireo sabatra sy fitaovam-piadiana hafa nampiasain'ny miaramila tamin'ny ady.