plt_tn/jdg/08/10.md

28 lines
654 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ary
Eto dia ampiasaina ho mari-pihatoana ao amin'ny fizotrin'ny tantara izany teny izany. Manomboka fizarana vaovao ny mpanoratra eto.
# Zebaha sy Zalamona
Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 8:4 ireo anarana ireo.
# Karkora
Anaran-tanàna izany.
# lehilahy dimy arivo sy iray alina
"lehilahy 15.000''
# lavo
Izany dia fomba fiteny mihaja ilazana ny olona maty an'ady. DH: "voavono" na "maty an'ady''
# lehilahy ... izay voaofana hiady amin'ny sabatra
Ireo miaramila no tiana lazaina amin'izany. DH: "miaramila"
# amin'ny sabatra
Eto ny hoe "sabatra" dia ireo sabatra sy fitaovam-piadiana hafa nampiasain'ny miaramila tamin'ny ady.